{"id":241,"date":"2017-08-18T08:47:04","date_gmt":"2017-08-18T06:47:04","guid":{"rendered":"http:\/\/www.smwm.mg\/?p=241"},"modified":"2017-08-18T09:06:20","modified_gmt":"2017-08-18T07:06:20","slug":"ireo-karazana-tambanjotra-sosialy-vitsivitsy","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/ireo-karazana-tambanjotra-sosialy-vitsivitsy\/","title":{"rendered":"Ireo karazana tambanjotra sosialy vitsivitsy"},"content":{"rendered":"<p style=\"text-align: justify;\">Efa fanta-daza hoan&rsquo;ireo mampiasa aterineto eto Madagasikara ary mitana ny laharana voalohany eran-tany ny Facebook raha <strong>tambajotra sosialy no resahina<\/strong>. Ankoatra azy io nefa dia efa maro ihany koa ireo Tambajotra sosialy ampiasain\u2019ireo mpampiasa aterineto toy ny: Instagram, Twitter, Snapchat, Pinterest, Linkedln, Youtube, Google Plus, Viadeo sy ny maro hafa tsy ho voatanisa.<\/p>\n<p style=\"text-align: justify;\">Ny tena andraikitra fototra hoan\u2019ireny tambajotra sosialy\u00a0 ireny dia ny fifandraisana sy ny fizaram-baovao fa ny sehatra misy azy fotsiny no mety samihafa. Misy amin\u2019izy ireny no misehatra amin\u2019ny fampirantiana sy sary, toy ny <strong>Instagram<\/strong> sy ny <strong>Pinterest<\/strong>. Ao ihany koa nefa ireo natokana hifampiresahana sy hampivelarana ny sehatry ny asa fotsiny toy ny <strong>Linkedln<\/strong> sy <strong>Viadeo<\/strong>. Misy kosa nefa dia antso sy hafatra miafina ary sary ifandefasana ihany no azo atao anatiny; isan\u2019ireny ohatra ny <strong>WhatsApp<\/strong>, ny <strong>Hangout<\/strong> ary ny <strong>Skype<\/strong>. Farany, <strong>Youtube<\/strong> dia sehatra iray ifampizarana rindratsary sy hira ary vaovao malaza eran-tany. Tsy ireo ihany anefa fa mbola Maro ireo karazana tambanjotra sosialy hafa. Mora kokoa ny sandam-pifandraisana na amin\u2019ny alalan\u2019ny antso izany na hafatra. Nefa izao no tsarovy ary\u00a0 tokony atao mby an-tsaina foana raha vao miresaka aterineto: fa ampiasaina amin\u2019ny mahasoa sy antonony izy ireny fa tsy sanatria tsy ho fitaovana hamitahana na hanaparitahana firehana tsy mendrika.<\/p>","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Efa fanta-daza hoan&rsquo;ireo mampiasa aterineto eto Madagasikara ary mitana ny laharana voalohany eran-tany ny Facebook raha tambajotra sosialy no resahina. Ankoatra azy io nefa dia efa maro ihany koa ireo Tambajotra sosialy ampiasain\u2019ireo mpampiasa aterineto toy ny: Instagram, Twitter, Snapchat, Pinterest, Linkedln, Youtube, Google Plus, Viadeo sy ny maro hafa tsy ho voatanisa. Ny tena [&hellip;]<\/p>","protected":false},"author":1,"featured_media":242,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":[],"categories":[18],"tags":[],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/241"}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/1"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=241"}],"version-history":[{"count":2,"href":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/241\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":244,"href":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/241\/revisions\/244"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/242"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=241"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=241"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=241"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}