{"id":196,"date":"2017-08-12T21:17:19","date_gmt":"2017-08-12T19:17:19","guid":{"rendered":"http:\/\/www.smwm.mg\/?p=196"},"modified":"2017-08-17T17:38:20","modified_gmt":"2017-08-17T15:38:20","slug":"ireo-olana-efatra-4-mitranga-matetika-eo-aminny-varotra-misy-eo-aminny-tamban-jotra-facebook","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/ireo-olana-efatra-4-mitranga-matetika-eo-aminny-varotra-misy-eo-aminny-tamban-jotra-facebook\/","title":{"rendered":"Ireo olana efatra (4) mitranga matetika eo amin\u2019ny varotra misy eo amin\u2019ny tambanjotra facebook."},"content":{"rendered":"<p style=\"text-align: justify;\">\u00a0 \u00a0 \u00a0 \u00a0 \u00a0 \u00a0Tena miroborobo ny varotra isan-karazany eo amin\u2019ny tambanjotra serasera facebook ity. Misy ary ny Malagasy izay efa manao azy ity ho asa entina mivelona. Mora tokoa ny mivarotra amin\u2019ny Facebook. Ao ireo izay mandefa ny entany ao anatin\u2019ireo vondrona maro isan-karazany izay natokana hoan\u2019ny varotra, ao ihany koa ny mampiasa ireny antsoina hoe \u201cpages Sponsoris\u00e9es\u201d ireny. Ity farany izay tolotra manokana, mandoha vola, \u00a0omen\u2019ny tambanjotra facebook, afahana manaparitaka ny \u00a0varotra amin\u2019ny olona maro be misoratra amin\u2019ity taman-jotra ity. \u00a0Nefa na dia mora aza ny varotra misy eo amin\u2019ny facebook dia maro ny olana izay mitranga amin\u2019io karazana varotra io.<\/p>\n<ol style=\"text-align: justify;\">\n<li><strong>Tsy mitovy amin\u2019ny sary ao anaty doka varotra ny entana aterina<\/strong><\/li>\n<\/ol>\n<p style=\"text-align: justify;\">Ito dia tena olana miseho matetika ary maz\u00e0na miteraka fifandirana eo amin\u2019ny mpivarotra sy ny mpividy. Ny sary alefa amin\u2019ny tambanjotra dia sary nalaina tamin\u2019ny tranonkala ka manintona ny olona hividy ilay izy. \u00a0Marihina fa tsy ny\u00a0 mpivarotra rehetra no manao izany\u00a0 fa nefa olana misy matetika izy io.<\/p>\n<ol style=\"text-align: justify;\" start=\"2\">\n<li><strong>Mifangalatra sary ireo pejim-pivarotana<\/strong><\/li>\n<\/ol>\n<p style=\"text-align: justify;\">Efa nisy ihany koa ny tranga fampiasana sarin\u2019ny Pejin\u2019olona hafa hampiasain\u2019ny hafa. Ka sary iray ihany no varotana kanefa tsy mitovy ny vidiny ny entana misoratra. \u00a0Hany ka lasa mieritreritra ny mpividy amin\u2019ny sadan\u2019ny entana.<\/p>\n<ol style=\"text-align: justify;\" start=\"3\">\n<li><strong>Tsy matotra ny olona hividy<\/strong><\/li>\n<\/ol>\n<p style=\"text-align: justify;\">Rehefa matotra indray ny mpivarotra dia ny olona sasany izay eo amin\u2019ny tambanjotra no mananihany ka mandrebireby ny mpivarotra fotsiny. Mandefa hafatra izy ohatra fa ho alainy ilay entana, rehefa avy eo vonoiny ny findainy na tsy hita ao amin\u2019ny hafatra miafina izy fa efa nivoaka.\u00a0 Hany ka very fotoana fotsiny ny mpivarotra.<\/p>\n<ol style=\"text-align: justify;\" start=\"4\">\n<li><strong>Misy ny misoloky amin\u2019ny varotra izay atao<\/strong><\/li>\n<\/ol>\n<p style=\"text-align: justify;\">Ny ratsy dia tsy kely lalana ka betsaka ny olona voafitaka amin\u2019ny fividianana entana amin\u2019ny facebook. Ny tena mitranga matetika dia ilay mpividy ivelan\u2019ilay toerana misy ilay mpivarotra ka mifanaraka fa mandefa vola ilay mpividy ary mandefa entana amin\u2019ny taxi-brousse ilay mpivarotra. Nefa indraindray dia tsy mandefa ilay milaza fa mpivarotra rehefa voarainy ny vola.<\/p>\n<p style=\"text-align: justify;\">Tsy ireo ihany ny olana misy eo anivon\u2019io resaka varotra eo anivon\u2019ny facebook io, fa mbola misy hafa ihany koa. Fa ireo no olana tena mitranga matetika. Mila mitandrina isika mampiasa itony tambanjotra itony. Aza sodokan\u2019ny hatsaran\u2019ny entana, fa manaovana fandinihina tsara vao mividy.<\/p>","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>\u00a0 \u00a0 \u00a0 \u00a0 \u00a0 \u00a0Tena miroborobo ny varotra isan-karazany eo amin\u2019ny tambanjotra serasera facebook ity. Misy ary ny Malagasy izay efa manao azy ity ho asa entina mivelona. Mora tokoa ny mivarotra amin\u2019ny Facebook. Ao ireo izay mandefa ny entany ao anatin\u2019ireo vondrona maro isan-karazany izay natokana hoan\u2019ny varotra, ao ihany koa ny mampiasa [&hellip;]<\/p>","protected":false},"author":1,"featured_media":227,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":[],"categories":[18],"tags":[],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/196"}],"collection":[{"href":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/1"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=196"}],"version-history":[{"count":4,"href":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/196\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":239,"href":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/196\/revisions\/239"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/227"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=196"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=196"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/www.smwm.mg\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=196"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}